Tongasoa

Tongasoa eto amin'ny efitrin'ny malagasyatyespagne.com.

Inona moa no ho hitanao eto amin' ity pejy ity?Ity pejy ity izany dia natao hifandraisana amin'ny malagasy rehetra, na aiza na aiza misy azy manerana izao tontolo izao.Raha te hiresaka ianao na te hifandray amin'ireo mpitsidika hafa,dia midira eto amin'nyDINIKA,mazotoa mitsidika.

Fampianarana teny espagnol

Ankoatra ny efa voalaza tetsy ambony rehetra,dia nohezahana natao ihany koa ity pejy ity mba hahafantarana sy hampianarana ny teny espagnol,ho antsika rehetra izay tia sy mankafia izany teny izany.Eny marihina moa fa tsy tena manana traikefa amin'ny fampianarana ny tenanay,fa mba tia hizara izay kely hanana ho an'ireo izay tia an'ilay teny.Ny fampianara ny teny eto dia nohezana natao araka izay maha-tsotra tanteraka mba tsy ampisaritaka ny sain-tsika mpitsidika.Ka raha manana olana ianao ,na tia anontany,na tia hanome soso-kevitra,dia aza misalasala mifandray aminay,midira eto amin'ny Dinika ary apetraho ao ny hevitrao,ary afaka mifampitaona ato amin'ny Chat ihany koa isika.Izay ary no ela fa dia mazotoa mianatra!!

Takelaka namana serasera

Doka

free counters


concept and design/Jeanbaptiste Razafimamonjy/© 2008-2010/malagasyatyespagne.com Email
Mba hahitana tsra ny pejy dia tsra raha Mozilla Firefox no ampiasaina,tsindrio eto (telechargement)Mozilla Firefox